Entrée (1/2) | 1 misesika |
Radical | 2 sesika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Misy sesika: Misesika horompotsy io kidoro io ka asa raha ho tianao Feno: Misesika ny entana ny efitrano ka tsy misy hidirana intsony Mirohotra miditra na mitsofoka an-keriny: Nisesika niditra tao an-trano fianarana ny ankizy Mihinana be ambosika, na terena hihinana toy ny vorona afahy: Loza raha hisesika katsaka io ganagana io |
Explications en anglais |
5 [1.7] to enter by force |
Explications en français |
6 [1.8] entrer par la force |
Exemples |
7 Kidoro jiafotsy misesika mololo no fandriana niraisany ary bodofotsy iray efa misy tampitampina no nirakofany. [2.472] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 12 misesika |
Partie du discours | 13 verbe actif |
Explications en malgache |
14 [1.78] [Sihanaka]
manerana |
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |