|
|
|
|

Entrée1  fihinana
Radical  2  hinana
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina mihinana: Raisiny amin' ny hazo kely no fihinan' ny Sinoa ny vary
Azo hanina: Misy holatra betsaka tsy fihinana fa misy poizina
Exemples  5  fihinana ihany koa ny henany, indrindra fa ny rambony. [2.117]
6  Tsy fihinana, Kamarady, fa fady aminay, hoy ny filohan-tsokajy. [2.643]
7  Ny fihinana sy fisotroana dite ataon'ny olona izay idirana an-trano. [2.59]
Morphologie 
8  Simple :
9  Préfixée :
Mots composés 
Zoonymes 

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21