Entrée | 1 pihina |
Radical | 2 pika |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Kitihina hetsehina: Nopihiny tamin' ny vy kely ilay hidin-tranodia afaka Asiana rano mifantsitsitra: Piho rano kely aho fa mafana Vonoina (jiro mirehitra amin' ny herimbaratra): Piho amin' izay ny jiro hatoriana Akombona: Piho amin' izay ny elo fa efa maloka |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be closed, as a pocket knife or an umbrella |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on ferme comme un canif ou un parapluie |
Morphologie |
|
Synonymes | 11 apika |
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |