|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fihinanana
Radical  2  hinana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Asa atao rehefa mihinana; fitsakoana sy filemenana ventin-kanina [1.1]
Explications en anglais  5  the act of eating [1.7]
Explications en français  6  action de manger [1.8]
Exemples  7  Nanao fihinanana ankalamanjana, kosa, ny be sy ny maro. [2.270]
8  Ary nony efa vita ny fihinanana, dia niteny ny Governora. [2.366]
9  Niara-nitsangana izy roa, dia nivoaka ny efitra fihinanana. [2.529]
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot fihinanana

Entrée (2/3)13  fihinanana
Radical  14  hinana
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  Karama: Tsy hisy hanao an' io raha tsy misy fihinanana kely [1.1]

Entrée (3/3)17  fihinanana
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  fitana (rano), fandehanana anaty rano na lalina na lalindalina hiampitana eny amin'ny fitodiana andafin-drano [Tanala] [1.78]

Anagrammes  20  fananihany, fihinanana, hifananany, hifaninana, nanafihany, nanifihana, nanihifana, nifahanany

Mis à jour le 2023/05/24