|
|
|
|

Entrée1  kisoa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Biby karazan' ny lambo, ompian' ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa nomena ny anarana koa hoe "lambo resy"
Explications en anglais  4  [1.7] a pig
Explications en français  5  [1.54] porc
6  [1.8] porc, cochon
Exemples  7  Raha sarotin-doiloy, aza mividy lohan-kisoa. [2.69#]
8  Fady kisoa mamoavary izahay, fa akoho zahana. [2.499#41]
Vocabulaire  9  Zoologie: mammifères
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot kisoa
Article  20  Randzavola: kisoa ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  21  akiso, akosi, asiko, asoki, isako, isoka, kaosy, kiosa, kisoa, osika, saiko, saoky, sioka, soaky, sokay, sokia

Mis à jour le 2025/01/21