Index

Proverbes : hihitra

Proverbe 1Amboalahy mikiky taolana : tsy hery, fa hihitra. [2.653 #136]
Amboalahy mikiky taolana : tsy herin' ny nify fa hihitra no sisa. [2.558 #166]
Toy ny amboalahy mikiky taolana : tsy hery fa hihitra. [2.415 #2331]
Traduction françaiseChien qui ronge un os : ce n' est pas un indice de sa force, mais la preuve de son avarice. [2.415 #2331]

Proverbe 2Ny hihitra no poketra mafy hidy. [2.415 #2321]
Traduction françaiseL' avarice est le porte-monnaie le mieux fermé. [2.415 #2321]

Proverbe 3Raha sery ho sitran’ ny anamalaho ihany, ka aleo mitady vantotr’ akoho ho sahirana ? [2.653]
Raha sery ho vitan' ny anamalaho ihany, nahoana no mitady vantotr' akoho ho sahirana? [2.415 #2822]
Raha sery vitan' anamalaho, aza amonoana vatotr' akoho. [2.558 #3655]
Sery vitan' anamalaho ka handaniana vantotr' akoho. [1.1]
Sery vitan' ny anamalaho, ka no hamonoana vatotr' akoho! Ny hihitra anefa mampisara-mianakavy. [2.558]
Interprétation malgacheNampiasain' ny Ntaolo ho ody sery ny anamalaho noho izy mafanafana ka raha mbola misy anamalaho koa, naleony nitsitsy nanao ro misy anamalaho toy izay namono vantotr' akoho. [1.1]
Traduction françaiseSi c'est un rhume que la plante anamalaho peut guérir, pourquoi chercher un poulet et se donner tant de peine? [2.415 #2822]
Interprétation françaiseIl faut proportionner les remèdes aux maux à guérir. [2.415 #2822]

Index