|
|
|
|

Entrée1  mikiky
Radical  2  kiky
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mikaoka mba hampanify: Mikiky taolana ny alika
Manala ny hodi-mangahazo ivelany na ny kirantrondro: Mikiky mangahazo ~ Mikiky trondro
Explications en anglais  5  [1.7] to scrape; to gnaw
Explications en français  6  [1.8] racler, ronger
Exemples  7  Amboalahy mikiky taolana : tsy herin' ny nify fa hihitra no sisa. [2.558]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Analogues  12  manihy
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mikiky

Mis à jour le 2024/12/11