Entrée | 1 aleo |
Partie du discours | 2 participe |
Explications en anglais |
3 [1.2] preferred, preferable. [See leo.] 4 [1.7] it is better that... |
Explications en français |
5 [1.3, 1.8] il vaut mieux, il est préférable |
Exemples |
6 aleo ho lavitra azy aho! [2.270] 7 Marina ny azy : aleo mody! [2.528] 8 aleo ihany anefa manamboatra. [2.445] 9 Fantatra fa misy zavatra tsy teliny mihitsy, ka ho aleony maty toa izay hanaiky izany [2.298] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |