|
|
|
|

Entrée1  vita
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3  [1.1] Efa, tontosa: Vita daholo ity ny asa vao mba tonga ianao
Natao: Farafara vitako io fa tsy novidiko akory
Azo atao: Vitako io fa aza matahotra ianao
Tapitra: Vita ny trosanao izao ka aza manelingelina ahy intsony
Tapaka, voafarana: Vita izay ny fanekena
Maty, jingy: Notorahan' Ikoto indray mandeha mania ilay fodilahy dia vita terỳ
Explications en anglais  4  [1.7] completed, finished; dead: tsy vita tsy ifanakonana (it takes cooperation to do the job)
Explications en français  5  [1.8] fait, accompli, terminé; mort: tsy vita tsy ifanakonana (il faut travailler ensemble pour le faire)
Exemples  6  vita ilay lakana [2.606#188]
7  Ho vitako ve izany? [2.4]
8  ny zava-bitan-dRalaimongo [2.472#193]
9  Tao tiana ho fantatra fa izao no atao hoe Vazaha, izao no zava-bitany [2.472#224]
Morphologie 
10  Préfixée :
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
Dérivés 
14  Verbes actifs :
15  Verbes passifs :
16  Verbes relatifs :
17  Noms :
18  Adjectifs :
Mots composés 
Titres  36  Kaonty tsy vita (Rapatsalahy Paul)
Proverbes  37  Proverbes contenant le mot vita

Anagrammes  38 

Mis à jour le 2025/01/21