Entrée | 1 vitaina |
Radical | 2 vita |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Efaina, tanterahina, atao manontolo hatramin' ny farany: Vitao haingana ny tranonao fa ho avy izao ny fahavaratra 5 Taperina, faranana: Vitao ny resaka fa mbola be mihitsy anie izany raharaha hatao izany e! 6 Tapahina: Tokony hovitaina ny fanekem-barotsika [1.1] |
Explications en anglais |
7 to be completed, to be finished [1.7] |
Explications en français |
8 qu'on finit, qu'on accomplit [1.8] |
Exemples |
9 Na inona na inona miseho, ny asa tsy maintsy vitaina. [2.472] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 14 tiavina, vitaina |
Mis à jour le 2023/01/20 |