|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamita
Radical  2  vita
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manatanteraka, manatontosa, manapitra, manao hatramin' ny farany: Mbola mamita kely ny taratasy ho an-janako aho fa aza kotabaina ~ Hamita ny trosan-dRabe amiko aloha aho vao hanao trano
Manapaka, mamarana: Mamita ny fifanekeny ry zareo ao avaratra
Explications en anglais  5  [1.7] to finish, to complete
Explications en français  6  [1.8] terminer, achever
Exemples  7  Nantsoina ny vahoaka hiara-mamita an'io; [2.588#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Entrée (2/2)12  mamità
Radical  13  vita
Partie du discours  14  impératif du verbe actif mamita [Liste complète]
Explications en malgache  15  [1.1]
Explications en français  16  [1.3]

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21