|
|
|
|

Entrée (1/4)1  hery
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Tanjaka: Mahazendana ny herin' io lehilahy io fa voatariny amin' ny tanana ila ny fiarakodia
4  Fahefana: Manan-kery lehibe io fanjakana io
5  Hafanam-po, fanamparan-tanjaka: Alao hery, rankizy, ny fianarana ~ Manao an-keriny
6  Asa, vokatra: Manan-kery mety hahasitrana ity zavamaniry ity ~ Nisy heriny tokoa ny fivavahana nataonareo
7  Ambiny: Asio heriny kely ny karamako fa nitombo betsaka ny asa tamin' ito
8  Hany zavatra azo natao: Tsy hitako izay hatao, ka heriko nivoaka [1.1]
Explications en anglais  9  strength, force, power [1.7]
Explications en français  10  force, puissance [1.8]
Exemples  11  Nampahazo hery ahy izany fiheverana mafonja izany. [2.4]
12  Ny hery tsy mahateo ny fanahy. [2.296]
13  Tohana sy hery ho an-dRadama ireo. [2.508]
14  Ao ny masoko mijery afaka hamindra hery. [1.231]
Dérivés 
15  Verbes actifs :
16  Verbes passifs :
17  Verbes relatifs :
18  Noms :
19  Adjectifs :
20  unkLabel:5av: :
Mots composés 
Titres 
Proverbes  32  Proverbes contenant le mot hery
Article  33  Randzavola: hery ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/4)34  hery
Partie du discours  35  nom
Explications en malgache  36  Anarana ilazana ankapobeny ireo zavamaniry misy tsilotsilony, toy ny havoatra, angivy [1.1]
Explications en français  37  nom de plusieurs plantes à piquants. Comme angivy [1.3]
38  (du javanais ari ; nom général des plantes épineuses). On nomme plus spécialement ainsi, suivant les régions :
39  Mimosa asperata L. (Fabaceae) [Sakalava]
40 
Solanum erythracanthum Bojer (Solanaceae) [Merina]
41  Voir
heritsilo. [1.196]
Vocabulaire  42  Botanique
Synonymes  43  angivy, roingivy, voangivy
Nom scientifique 

Entrée (3/4)45  hery
Partie du discours  46  Non spécifié
Explications en malgache  47  Fandefasana fivalanana [1.1]
Explications en français  48  [1.3]
Vocabulaire  49  Botanique
Dérivés 
50  Verbes actifs :
51  Verbes relatifs :
52  Noms :

Entrée (4/4)53  hery
Partie du discours  54  nom
Explications en malgache  55  fiverenana [Taisaka] [1.78]

Anagrammes  56  hery, rehy

Mis à jour le 2023/06/12