|
|
|
|

Entrée1  mankahery
Radical  2  hery
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manome tanjaka ara-tsaina sy am-panahy indrindra: Mankahery ny fanahy ny fivavahana. / Tsy nitsahatra nankahery ny vadiny narary izy
Mamporisika: Mankahery anay amin' ny ataonay izao fanatrehanao izao
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11