Entrée (1/3) | 1 mahery |
Radical | 2 hery |
Partie du discours | 3 verbe actif ou adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Matanjaka, manana herim-po: Mahery noho ianao izy ~ Mahereza, anaka Mazoto, manaobetsaka: Efa mahery mihinam-bary ity zaza ~ Mahery mianatra Ibalita Maharesy: Nahery ny miaramilantsika ka mifalia Mafy, mafimafy, henjankenjana: Mahery izany vary izany; asa na ratsy nahandro na efa toetrany mihitsy Mihoatra, manan-tombo: Mahery ariary fito ny vola nomenao ahy ~ Amin' ny roa ora mahery izao |
Explications en anglais |
5 [1.7] strong |
Explications en français |
6 [1.8] fort, puissant |
Exemples |
7 mahery fofona sady matsatso! [2.471] 8 Tena mahery izy ity Rangahy! [2.606] 9 Dia ny voalavo izany no mahery! [2.69] 10 Na zovy mahery, dia vaky barara; [1.240] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Titres | 52 Sangy mahery (Razakarivony Arthur) |
Proverbes | 53 Proverbes contenant le mot mahery |
Entrée (2/3) | 54 mahery |
Radical | 55 hery |
Partie du discours | 56 verbe actif |
Explications en malgache |
57 [1.78] [Taisaka]
mamerina |
Morphologie |
|
Entrée (3/3) | 62 MAHERY |
Partie du discours | 63 nom (acronyme) [Liste complète] |
Explications en anglais |
64 [3.1] Madagascar Health and Environmental Research |
Anagrammes | 65 |
Mis à jour le 2025/01/21 |