Entrée | 1 mihamahery |
Radical | 2 mahery |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en français |
4 [3.1] devenir de plus en plus fort, se fortifier |
Exemples |
5 nihanahery ny tafiotra. [2.471] 6 Nihahenjana sy nihanahery setra ny mpampiasa. [2.472] 7 Raha mbola ravoravo ny fonay, sady nihamahery ny sandrinay, fa nitombo isa, dia nilentika tao anaty fahoriana ka tonga nalemy tery noho ny aretina sy ny fahafatesana. [2.649] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/26 |