Entrée | 1 fankaherezana |
Radical | 2 hery |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanomezana hery: Ny sakramentan' ny fankaherezana Famporisihana: Fankaherezana ho ahy izany teny mamy ataonao izany |
Explications en français |
5 [1.3#238] action de fortifier |
Exemples |
6 Toloranay fisaorana sy fankasitrahana ary fankaherezana ireo rehetra nandray anjara tamin' ny fanatontosana ny rohy Vola. [2.117#3] |
Mis à jour le 2024/12/11 |