Entrée (1/3) | 1 hidy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 fefy [Sihanaka]
[1.78] 4 Zavatra natao hisakana ny varavarana na vata tsy hivoha na hisokatra avy hatrany rehefa vohaina: Very ny hidim-baravarana 5 Fisakanana tsy hivoha: Mafy hidy ve ity vata ity? [1.1] |
Explications en anglais |
6 a closure, a lock [1.7] |
Explications en français |
7 serrure [1.8, 1.5.mg#144] 8 fermeture [1.8, 1.5.mg#144] |
Exemples |
9 Ndeha hiasa aho, Reniny a, hoy Rainitoandro tsy rototra sady manala hidy ny varavarana ihany. [2.470#] 10 Efa nataon' i Dada tsara hidy sahala amin' ny isan-kariva ny vala, nefa mbola tafavoaka ihany ny omby. [2.472#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot hidy |
Article |
21 Randzavola: hidy ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/3) | 22 hidy |
Partie du discours | 23 nom |
Explications en français |
24 appellation botanique: Delonix leucantha [2.612] |
Vocabulaire |
25 Botanique: arbre |
Synonymes | 26 alamboronala, boy, fengoka |
Entrée (3/3) | 27 hidy |
Partie du discours | 28 nom |
Explications en malgache |
29 hidihidy [Taisaka]
[1.78] |
Vocabulaire |
30 Santé |
Anagrammes | 31 dihy, Dihy, hidy |
Mis à jour le 2023/07/20 |