|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  manidy
Radical  2 hidy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manao izay tsy hahafahan' ny varavarana, vavahady, hidin-drano..., mivoha: Nanidy varavarana tamin' ny karetsaka izy dia lasa natory
9 Misakana na mandrara tsy hahazoana mandeha: Misy didy manidy ny lalana miankandrefana fa misy areti-mifindra, hono, any [1.1]
Explications en français  10 fermer à clef, avec un verrou, avec une barre, mettre sous clef, enfermer dans la maison, interdire un passage [1.3#244]
Exemples  11  ary raha mitsipika am-baravarana, halainay rehefa manidy trano; [2.654#]
12  Isaky ny tsinana ny volana dia hoatra ny romotra izy, ka manidy trano avokoa izahay rehetra. [2.499#]
13  Ny efitrano ipetrahako mantsy ambony rihana, ny tompon-trano, no ao ambany ary izy no mamoha sy manidy ny varavarana fidirana. [2.4#]

Entrée (2/2) 14  mañidy
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en malgache  16 [Antesaka] mampiseho ny andrianify [1.78]

Anagrammes  17 andimy, 18 dimany, 19 dimina, 20 madiñy, mañidy, manidy, 21 midìna, midina, 22 minday

Mis à jour le 2026/08/15