|
|
|
|

Entrée 1  hidiana
Radical  2 hidy
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 (varavarana) Asiana hidiny, izany hoe tanana amin' ny batana amin' ny alalan' ny fanalahidy na karetsaka, mba tsy ho afaka hivoha: Efa nohidianao ve ny varavarankely any an-tany?
9 (zavatra) Atao ao anaty toerana mihidy: Nohidiany tao anaty vata ny firavany [1.1]
Explications en anglais  10 to be closed, to be locked [1.7]
Explications en français  11 qu'on ferme à clé ou avec une barre [1.8]

Mis à jour le 2026/04/19