|
|
|
|

Entrée1  mahidy
Radical  2  hidy
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  kahidy, mahihitra: Mpañarivo mahidy ka mihary ho an'ny mpañary (mpanankarena mahihitra ka mihary ho an'ny mpandevina) [Tanala] [1.78]
5  Mitsitsy tafahoatra; mahihitra [1.1]
Explications en français  6  avare, parcimonieux [1.3]
Exemples  7  mahidy vava ny mpimasa sy mpisikidy ary mpanandro, angamba tsy hainy novaliana koa ny fanontanianay [2.245]
Analogues  8  kahidy, mahihitra, kahihitra, kafiry, matsitsy, makikitra, mafirana, katity, kely hiratra, kely tanana, kely hoho, mafy fonosana, tiatia kely, mihirim-belona, mamaky akotry, mandidy sofin' amalona, manjaitra atody

Anagrammes  9  mahidy, mihady

Mis à jour le 2023/01/20