Entrée | 1 mahihitra |
Radical | 2 hihitra |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fatrapanangom-bola, nefa tsy mampiasa izany fa mitahiry fotsiny, tsy mahafoy afa-tsy kely foana; sarotiny erỳ rehefa handany vola jereo mahidy |
Explications en anglais |
5 [1.7] stingy, avaricious |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8] avare 7 [1.3] parcimonieux 8 [1.8] ladre, sordide d'avarice |
Exemples |
9 Be kibo mahihitra ka ny an' ny olona ihany no tadiaviny hamenoana azy. [2.558] 10 Dia hoy izy roa lahy: Sarotsarotra hiany ka tsy takatry ny mahihitra. [2.293] |
Synonymes | 11 kahihitra |
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mahihitra |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |