|
|
|
|

Entrée1  kahihitra
Radical  2  hihitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Mitovy amin' ny mahihitra, saingy misy hevitra fanesoana na fanaratsiana kely misisika
Explications en anglais  5  [1.2] a confirmed penurious person
6  [1.7] stingy, avaricious
Explications en français  7  [1.3, 1.8] ladre, sordide d'avarice
8  [1.3] lésineux
9  [1.8] avare
Exemples  10  Voalazan' ny mpitantara tranainy sasany fa kahihitra, masiaka, mpamitaka, mpandainga izy ireny; [1.38]
11  Tsy afa-pon'izay anjara tokana ny mason'ny kahihitra, ary mainan'ny fitsiriritana mandoza ny fanahy. [2.996]
Synonymes  12  mahihitra
Analogues  13  mahihitra, mahidy, kahidy, kafiry, matsitsy, katity, kely hiratra, kely hoho, kely tanana, mamaky akotry, manjaitra atody, mafy tanana, mafy fonosana, mihirim-belona, kongona
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot kahihitra

Mis à jour le 2024/12/11