|
|
|
|

Entrée1  kongona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Bibikely mpitsentsitra ra ka mahatonga hidihidy lozantany somary mahamaimay izany
4  [1.13] karazana katsentsitra mivelona amin'ny ran'ny zavamiaina
Explications en anglais  5  [1.7] a bedbug; a cattle tick
Explications en français  6  [1.8, 1.196] tique
7  [1.8] punaise des lits
8  [1.13] punaise
9  [1.196] parasite du bétail
Exemples  10  Tamin' ny sasany, feno kongona ny trano, ka rehefa alina ny andro, latsaka mipatrapatraka avy any amin' ny valindrihana ireny [2.472#]
11  noho ny hakingan'i Voahirana sy i Dolfa tamin' ireo fanamiana nahitam-pamonjena ireo dia i Lekodia kosa no asian'ny kongona sy ny parasy ao amin' ilay fisoko nanidiana azy [2.895#]
Vocabulaire  12  Zoologie: invertébrés
Dérivés 
13  Adjectifs :
Phytonymes 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot kongona

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21