Entrée (1/2) | 1 amboa |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Taisaka]
alika 4 [1.1] Biby mampinono, homan-kena, mizara ho karazana telo: mpiandry tanàna, mpihaza, mpanjohy ny olombelona. Mety ho velona hatramin' ny roapolo taona ny amboa; ny filaza ny feony dia ireto avy: mivovò, minaonaona, mitomany valala. Ny amboa dia lazaina koa hoe alika, izay fampiasan' ny olona matetitetika kokoa ankehitriny, nefa ny amboa no tena malagasy hiringiriny, ka ny ahatsapana izany dia ny habetsahan' ny ohabolana misy ny teny hoe amboa, izay bebe kokoa noho ny izay ahitana ny teny hoe alika |
Explications en anglais |
5 [1.2] a dog. [Swa. mboa, a dog.] 6 [1.7] a dog (a Bantu word) |
Explications en français |
7 [1.54, 1.13] chien 8 [1.8] chien (mot bantou) |
Exemples |
9 Tsy maniry lambo an'ala fa manana amboa mahay mihaza tsy maniry vorona an-danitra fa tsara basy an-tanana [2.131] 10 Sady matahotra ahy daholo koa ireo amboa maty ireo, ka raha vao tandindomiko fotsiny ireo dia mangovitra. [2.472] |
Vocabulaire |
11 Zoologie: mammifères |
Dérivés |
|
Analogues | 16 katritra, batritra, tsaikan' olona, fakon' olona, karin' olona, alika, fandroaka |
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 71 Proverbes contenant le mot amboa |
Article |
72 Randzavola: alika sy amboa ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 73 amboa |
Partie du discours | 74 nom |
Explications en français |
75 [2.415] Se disait de gens éhontés |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 78 |
Mis à jour le 2025/01/21 |