Entrée | 1 amboamboa |
Radical | 2 amboa |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] enti-milaza fitomboan' ny vatana izay mihadongadonga na botrabotra, indrindra fa eo amin' ny zazakely Enti-milaza ankizy kely dongadonga, botrabotra, ka tsy mahalala izany hoe tsy mitafy akory |
Explications en français |
5 [1.3#27] [duplicatif fréquentatif] Petits enfants dodus, ou qui ignorent la modestie |
Exemples |
6 Tsy azo dokafana ho mahafinaritra koa ny zazakely, sahala amin'ny fanaon'ny Malagasy maro ihany, fa haratsiana hoe "amboamboa kely" mba hirariana azy ho velona soa aman-tsara ary tsy halain' ny fanahy ratsy. [2.606#] |
Analogues | 7 alikalika |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Mis à jour le 2024/12/25 |