|
|
|
|

Entrée alika
Partie du discours nom
Explications en malgache Olona ratsy toetra na vetaveta tsy mahalala menatra: Alika izany raha zaza. / Tsy alikan' izay zaza izany!. [1.1]
Explications en anglais Used also in contempt for a human being [1.2]
Explications en français Cynique [1.3]
 Terme d' injure : se disait de la mauvaise conduite [2.415]

Entrée alika
Partie du discours nom
Explications en malgache ( alikalika no fampiasa kokoa) Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina [1.1]
Explications en français L'action de se montrer difficile, méticuleux, délicat [1.3]
Dérivés 
Synonymes alikalika

Entrée alika
Partie du discours nom
Explications en malgache Biby fiompy mampinono, mpihina-nofo, avo dia, lehibe noho ny saka, lava sofina sy vava, ary somary lava vatana kokoa (amin' ny ankamaroany, satria maro karazana ny alika). Ny feon' alika dia atao hoe vovò na mivovò; indraindray izy mivovò na mitaraindraina lavareny mandritra ny alina: mitomany valala no filaza azy amin' izay. Na dia mitovy ihany aza ny nantsoin' ny Ntaolo tamin' ny hoe alika sy amboa, ny hoe amboa dia mihajahaja kokoa taminy [1.1]
Explications en anglais A dog. See also amboa [1.2]
 A dog [1.7]
Explications en français Chien [1.3, 1.54, 1.8, 1.13]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : alika, alikako, alikanao, alikany, alikantsika, alikanay, alikanareo, alikan', alikan-, alikam-
Dérivés 
Analogues  amboa
Article 

Mis à jour le 2023/06/08