|
|
|
|

Entrée1 mifañalika
Radical  2alika
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en français  4Se traiter en chien. [Vezo] [1.68]
Exemples  5 Raha misy olona miady ka mifanalika dia mbola moramora ihany tamin' ny Malagasy, fa ny manalika firazanana kosa no ompa faran' izay tsy tantin' ny Malagasy indrindra, na inona firazanany na inona. [2.285#]

Anagrammes  6 mifañalika, 7 mifankalay

Mis à jour le 2025/09/12