|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sery
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes passifs :
4  Noms :
Vocabulaire  5  Santé
Explications en malgache  6  Aretina mahatsentsintsentsina ny orona, dia mahabe ranon-delo (vaky ny sery) ary saika matetika miafara amin' ny kohaka [1.1]
Explications en anglais  7  a cold in the head [1.7]
Explications en français  8  rhume [1.54]
9  rhume de cerveau [1.8]
Exemples  10  Mararin' ny sery aho, tompokolahy. [1.437#]
11  Izaho koa moa salama be izao, na izany sery sy kohaka izany aza tsy mba mpahazo ahy. [2.4#]
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot sery

Entrée (2/2)14  sery
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  mpandihy [Taisaka] [1.78]

Anagrammes  17  resy, sery

Mis à jour le 2023/09/14