Entrée (1/3) | 1 raloba |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Karazana korintsana vita amin' ny sampan-drofia (baobao na bao fombo) norarina ho vata kely fisaka misy tahony efatra ihazonana azy; asiana voa madinika ao anatiny (ny any amin' ny faritany avaratra sy atsinanana ary Sainte-Marie no mampiasa azy) |
Vocabulaire | 4 Musique: instruments |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Illustrations |
|
Entrée (2/3) | 127 raloba |
Partie du discours | 128 nom |
Explications en malgache |
129 [1.1] Hira fanao amin' ny fiandrasam-paty any anindran-tany |
Analogues | 130 sasy, baheza |
Entrée (3/3) | 131 raloba |
Partie du discours | 132 nom |
Explications en malgache |
133 [1.78] [Sihanaka]
dihin'ny ntaolo |
Anagrammes | 134 labaro, raloba |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |