Entrée | n' lapa | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Amponga tsangana fampiasan'ny faritany andrefana amin'ny lanonam-be: hoditra tokana ihany no eo amin'ny vavany toy ny laona ary fantsika hazo no mitana ny hoditra eo amin'ny vatany. (Tsy miala eo an-dapa izy na vita aza ny lanonana -- Romy no anarany any amin'ny Betsileo). [1.1] | |
Vocabulaire | Musique: instruments | |
Hypéronyme | ||
Co-hyponymes | ||
Mis à jour le 2023/03/19 |