|
|
|
|

Entrée1  jejilava
Mots élémentaires  2  jejy, lava
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Tahon-kazo marotsaka sahabo ho 2 metatra asiana tadiny mihenjana toy ny tsipika, ka voatavo maina no afatotra eo akaikin' ny tendrony ambany; somary sarotsarotra ihany ny fampiasa azy: ny tanana havia no mihazona azy mijoro mahitsy, ka ilay voatavo dia aankina amin' ny kibo na somary ahataka kely mba hampigobona kokoa ny feony; ny fanondro havia amin' izay atehika amin' ny tadiny raha tiana hiakatra kely ny feony; ny tanana havanana kosa mipaika ny tadiny amin' ny tsora-kazo kely sady misy korintsana fihinin' ny ankibikely
Explications en français  5  [1.3#294] une espèce de longue guitare
Vocabulaire  6  Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2024/10/30