Entrée (1/2) | 1 feno |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Misy zavatra ao anatiny manontolo, misy rano hatramin' ny morony, henika, himpona: Feno olona ny tsena / Feno rano ny siny [1.1#284] |
Explications en anglais |
4 [Opt. Imp. feno'a.] Full, complete. [Mal. pa'nuh, Sans. purna.] [1.2] 5 full, complete [1.7] |
Explications en français |
6 plein, complet [1.8] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 13 Feno hika, feno hipoka, feno hizina, feno mihintsana, feno mitipitipy, feno mitihitihika, himpona, tsepoka, tsipoka, hivoka, tsentsina, fempina, tampina, mamotsentsina, hifotra, mifatratra, tomefy, tototra, miangoango, feno miatiaty, midibadiba, feno mibinabina, mizihitra, mivozihitra, mizihizihy, miziniziny, mizetra, mitafotafo, tonga fatra, somafatra, safomorona, avo loha, mihoa-pefy, dabadabaka, diby, hotsaka, vonto, ampoka, safotra, mangeniheny, manjepizepy, somaba, safononoka, diboka, heraka, henika, lelika |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 25 Proverbes contenant le mot feno |
Entrée (2/2) | 26 feno |
Partie du discours | 27 nom |
Explications en malgache |
28 sery (aretina) [Tanosy]
[1.78] |
Vocabulaire |
29 Santé |
Proverbes | 30 Proverbes contenant le mot feno |
Anagrammes | 31 feno, fone |
Mis à jour le 2023/12/10 |