|
|
|
|

Entrée1  hotsaka
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Tany be fotaka, honahona, na toerana petsapetsa lava: Mampidi-doza ny mandeha amin' ny hotsaka
Lena tanteraka, vonto: Hotsaky ny orana ny akanjony
Rakotra: Hotsaky ny hatina ny tenany manontolo
4  [1.78] [Bezanozano] [hôtsaka] honahona
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot hotsaka

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21