|
|
|
|

Entrée1  ahotsaka
Radical  2  hotsaka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Alona, atsoboka, aroboka ao anaty rano [1.1]
Explications en français  5  à tremper dans, à imbiber dans [1.3]
Exemples  6  Mihabe vava ny hady an-tanàna ka izay tsy ahotsaky ny oram-pahavaratra, tsy hain' ny fandrotrarana tanana sy hafenina intsony. [2.470]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  ahotsaka, akatsaho, sahotaka

Mis à jour le 2023/02/21