Entrée | 1 fahafenoana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia entl-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko. |
Explications en anglais |
4 [1.7] fullness, completion |
Explications en français |
5 [1.8] plénitude |
Exemples |
6 [2.996] Fa sitraky ny Ray ho ao aminy no hitoeran'ny fahafenoana rehetra, |
Radical | 7 feno |
Morphologie |
|
Synonymes | 10 hafeno, hafeno, hafenoana |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |