|
|
|
|

Entrée (1/2)1  feno
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Misy zavatra ao anatiny manontolo, misy rano hatramin' ny morony, henika, himpona: Feno olona ny tsena / Feno rano ny siny [1.1#284]
Explications en anglais  4  [Opt. Imp. feno'a.] Full, complete. [Mal. pa'nuh, Sans. purna.] [1.2]
5  full, complete [1.7]
Explications en français  6  plein, complet [1.8]
Morphologie 
7  Impératif :
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :
Analogues  13  feno hika, feno hipoka, feno hizina, feno mihintsana, feno mitipitipy, feno mitihitihika, himpona, tsepoka, tsipoka, hivoka, tsentsina, fempina, tampina, mamotsentsina, hifotra, mifatratra, tomefy, tototra, miangoango, feno miatiaty, midibadiba, feno mibinabina, mizihitra, mivozihitra, mizihizihy, miziniziny, mizetra, mitafotafo, tonga fatra, somafatra, safomorona, avo loha, mihoa-pefy, dabadabaka, diby, hotsaka, vonto, ampoka, safotra, mangeniheny, manjepizepy, somaba, safononoka, diboka, heraka, henika, lelika
Mots composés 
Toponymes 
Titres  20  Ilay olona feno holatra (Rapatsalahy Paul)
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot feno

Entrée (2/2)22  feno
Partie du discours  23  nom
Explications en malgache  24  sery (aretina) [Tanosy] [1.78]
Vocabulaire  25  Santé
Proverbes  26  Proverbes contenant le mot feno

Anagrammes  27  feno, feon, fone

Mis à jour le 2023/12/10