|
|
|
|

Entrée1  hifotra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Tsentsina, tampina (entina milaza indrindra ny sofina notevehina ka feno nofo indray): Ela tsy nikavina izy ka hifotra indray ilay lavaka natao teo amin' ny nanevehana azy
4  Fenofeno matavy [1.1]
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :
Synonymes  10  hifitra

Anagrammes  11  ahifotr, fahitro, fitroha, hafitro, hifotra, hofitra

Mis à jour le 2020/07/31