Entrée 1/2 manifotra (hifotra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mameno, manentsina, manampina [1.1]
Morphologie 
Présent : manifotra
Passé : nanifotra
Futur : hanifotra
Impératif : manifora

Entrée 2/2 manifotra
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Ilazana ny tany mafy ny ambony nefa malemy ny ambany
Entina milaza koa ny olona mora kivy raha mbola tsy nanandrana akory [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20