Entrée (1/2) | 1 hifitra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Tsentsina, tampina (entina milaza indrindra ny sofina notevehina ka feno nofo indray): Ela tsy nikavina izy ka hifotra indray ilay lavaka natao teo amin' ny nanevehana azy 4 Fenofeno matavy [1.1] |
Synonymes | 5 hifotra |
Entrée (2/2) | 6 hifitra |
Radical | 7 fitra |
Partie du discours | 8 futur du verbe actif mifitra |
Anagrammes | 9 afihitr, fahitry, fihitra, hafitry, hifitra |
Mis à jour le 2023/01/05 |