|
|
|
|

Entrée1  himpona
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpona ny tokotany
4  Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpona ny isan' ny mpianatra [1.1]
Dérivés 
5  Verbes actifs :
Autres orthographes  6  himpina
Analogues  7  feno hika, hipoka, hivoka, hiboka

Anagrammes  8  himpona, nahim-po

Mis à jour le 2020/07/31