|
|
|
|

Entrée1  himpina
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpina ny tokotany
4  Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpina ny isan' ny mpianatra [1.1]
Autres orthographes  5  himpona
Analogues  6  feno hika, hipoka, hivoka, hiboka

Mis à jour le 2020/07/31