|
|
|
|

Entrée1  mizihitra
Radical  2  zihitra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mibontsina, midibadiba, mizihizihy: Mizihitra ny kibony
Tezitra: Nizihitra tamiko izy
Mihenahena tsy miteny: Nizihitra fotsiny izy nony nanontaniana
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21