|
|
|
|

Entrée1  miangoango
Radical  2  angoango
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Miavoavo, feno mitafotafo na miavovona be: Iza no nitondra ireto vato miangoango ireto?
Te-hatao ho manana ka miaingitraingitra sy mihaitraitra, tsy manao ny raharaha fanaon' ny mpiasa an-trano: Miangoango aoka izany iny zazavavy iny fa tsy mandray ravin-deno, hono, izy
Explications en anglais  5  [1.2] [Provincial] to be piled up in a heap
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21