Entrée | 1 safotra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Rendrika ao anaty...; tototra ao anaty...: Safotry ny rano ny tanimbolinay tamin' ny fahavaratra lasa tao Feno, rakotra, tototra, henika: Safotry ny hafaliana ny reniko nahita ahy tafaverina Safokenatra izy namakivaky ireo olona maro be teo an-tokotaniny Tsy mahatsiaro tena na very saina noho ny fangirifiriana vokatr' aretina na noho ny fihetsehampo be loatra: Notenenin-drainy mafy izy dia safotrafoana tao. á |
Explications en anglais |
4 [1.7] flooded; confused; overcome or faint |
Explications en français |
5 [1.3] submergé, inondé: Safotra ny tanimbarinay (Notre rizière est submergée) couvert, enduit: Safotry ny menaka ny lohany (Sa tête est enduite de trop de graisse) couvert de honte: Safotry ny henatra izy (Il est couvert de honte) accablé: Safotry ny alahelo izy (Il est accablé de tristesse) comblé: Safotry ny hafaliana izy (Il est comblé de joie) interdit: Nony vao noteneniko izy dia safotra foana teo (À peine l'eus-je réprimandé qu'il fut tout interdit) qui a la tête lourde et étourdie: Safotra be ihany izy noho ny herin' ny tazo (Il est tout étourdi par une forte fièvre) 6 [1.8] inondé confus qui s'évanouit |
Exemples |
7 niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra. [2.470] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |