Entrée (1/3) | 1 manafotra |
Radical | 2 hafotra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en anglais |
4 [1.2] to strip the bark off the hafotra |
Entrée (2/3) | 5 manafotra |
Radical | 6 safotra |
Partie du discours | 7 verbe actif |
Explications en malgache |
8 [1.1] Manototra: Nanafokenatra azy ny namany Manosotra: Nanafotra sokay ny rindrina izy Manenjina, mahafanina mahatonga ho safotra: Angamba ny hainandro no nanafotra itỳ zaza itỳ |
Explications en anglais |
9 [1.7] to flood, to submerge |
Explications en français |
10 [1.8] inonder |
Morphologie |
|
Entrée (3/3) | 15 manafotra |
Partie du discours | 16 verbe actif |
Explications en malgache |
17 [1.78] [Bezanozano]
manarona, manenika 18 [1.78] [Sihanaka] mandrakotra |
Anagrammes | 19 |
Mis à jour le 2025/01/21 |