Entrée | 1 mandrakotra |
Radical | 2 rakotra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manisy zavatra eo amboniny mba tsy hahitana ny ao anatiny na hiarovana azy: Mandrakotra fandriana ~ Mandrakotra vilany [1.1] |
Explications en anglais |
5 to cover, to shelter. [1.2] 6 to cover [1.7] |
Explications en français |
7 couvrir [1.8] |
Exemples |
8 Vary, fary, akondro, kininina, mangahazo, voanjo, no mandrakotra ilay tany. [2.472] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 mandrakotra, mandrokatra |
Mis à jour le 2023/01/20 |