|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manarona
Radical  2  sarona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manafina: Misy rahona manarona ny masoandro
Mandrakotra: Manarona harona ~ Manarona ny hadisoan' ny sakaizany izy
Manodidina: Nanarona ny fahavalo ny miaramilantsika
Explications en anglais  5  [1.7] to cover; to conceal
Explications en français  6  [1.8] couvrir; cacher
Exemples  7  Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny; [2.470]
8  Haizina azo tsapana no manarona ny ranomasina sy izay ao aminy. [2.471]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Analogues  13  mandrakotra, manakona
Mots composés 

Entrée (2/2)17  manaròna
Radical  18  sarona
Partie du discours  19  impératif du verbe actif manarona [Liste complète]

Anagrammes  20 

Mis à jour le 2025/01/21