Entrée (1/2) | 1 manakona |
Radical | 2 takona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manarona, mandrakotra: Misy rahona manakona ny masoandro Manakana tsy hahita: Mihataha kely fa manakona ahy ianao Manakana tsy ho hita, tsy ho tratran' ny hazavana: Tapaho io hazo io fa manakona ny tranonay |
Explications en anglais |
5 [1.2, 1.7] to conceal, to cover 6 [1.2] to hide; to shadow, to stand in the light of one. |
Explications en français |
7 [1.3#654, 1.8] cacher, couvrir 8 [1.3#654] faire ombre en arrêtant la lumière |
Exemples |
9 nefa raha velarina, manakona ny lanitra; [2.69#] 10 Misy olona telo manakona ahy ao an-tampon' Ileolaza. [1.406#] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 15 manakòna |
Radical | 16 takona |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif manakona [Liste complète] |
Explications en malgache |
18 [1.1] |
Explications en français |
19 [1.3] |
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |