Entrée | 1 diboka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Difotra ao anaty rano, na sarona tsy misy miseho: Dibo-drano ny tanimbary Feno: Dibokafaliana ny fonay amin' izao fahatongavanao izao |
Explications en anglais |
4 [1.2] full, crowded, covered, as with water |
Exemples |
5 Fa diboka ny fahoriana ny fanahiko; [2.996#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |