|
|
|
|

Entrée1  hafeno
Radical  2  feno
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia entl-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka
5  Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko. [1.1]
Synonymes  6  hafenoana, fahafenoana

Anagrammes  7  faheno, faneho, hafeno

Mis à jour le 2020/07/31